Ho avy tsy ho ela
la maj Na mirona aza ny kotroka fa diez maj Na mitraho ilay rahona mainty re maj mi maj Mbola ho avy aho hamangy anao Na erika makarary an-doha Na orana mikija Mbola ho avy aho hamangy anao re maj mi maj la maj Fa tsy misy ny hahasakana ahy raha ny eritreritro foana fa diez maj no mitondra ahy,ho tanterahiko ihany ny famangiana anao Na migaina aza ny masoandro Na hidanika ny hafanana Tsy maintsy ho avy aho hamangy anao Na ngoly sy hamirifiry ny hatsiaka ririnina Tsy maintsy ho avy aho hamangy anao Fa tsy misy... REF:Ho avy tsy ho ela fa malahelo anao K'aza malahelo ianao Ho avy tsy ho ela fa malahelo anao Efa ela loatra aho no tsy nahita anao Ho avy tsy ho ela fa malahelo anao Tsy hiandriandry aho hanainga izao dia izao fa maika ny hahita anao Ho avy tsy ho ela Na hodiaviko tongotra avy eto mankany Paris,tongako ihany any raha any anao Na mbola hakariko aza hatrany Etazonia,tongako ihany any raha any ianao Fa tsy misy... REF:Ho avy tsy ho ela...
