Bômbô gasy

Lohateny Bômbô gasy
Nampiditra nanouraand
Tamin'ny 01/03/2005 02:46
Vangy : 827
BÔMBÔ GASY
(mbola ho anao ihany ity ry malala fa ny tonony kosa mety @ tsia fa tsy hoatran'i akanjofotsy,...)

Intro :
  Am    G  F  E F G
e|------------------|
B|1---1-0--1—-0---0-|
G|-—-2---0--2—-0---0|
D|--2---------------|
A|0-----------------|
E|------3--1—-0-1-3-|

Accord :
Am : “x02210”
F  : “xx3211”
G  : “320001”
C  : “x32010”
Dm : “xx0231”
Em : “022000”

Am          Am       F      F
Tsy tany amparihin'Itasy aho omaly
G           G        C      C
Tsy nahita ilay voninkazo ti(a)nao
Dm          Dm       Em     Em
Ka indro nitondra ireo bômbô gasy
Em          Em    Am
Any mamy homeko anao


Ref : (miova ny rythme manaraka ny hira)
-----
(...)   Am (tendrena manaraka ilay hira)    
Bômbô mantsy
Am        F
Misy loko maro
F             G                  G              C  
Ho entinao ma(ha)tsiaro ireo zava-maro nataonao taloha
Dm            Em
Bômbô mantsy
Em           (intro)
Mba vonikazo koa
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1361