Ilay vehivaviko

Lohateny Ilay vehivaviko
Nampiditra zanmal
Tamin'ny 20/11/2007 06:20
Vangy : 608

A             D                A      BASSE A/B/C#
Lasan\\\'olon-kafa \\\'lay vehivaviko
C#           F#m/      E/     Eb75       E   BASSE B/C#/..
  Lay saika,andrindrandrindra ny    fiainako
D         Dm  Dbm             D
Na izany aza,tsy tiako ny hiverenany
     A        E          A   D/E/A/E
Fa naleko nanadino ny aminy.


            A
            Na dia taitra, dia mody tsy taitra,
                     D         A
            fa sao lazainy hoe,handraidraitra
                 Bm          E          A   E
            Tsikitsiky lalan-dava,miran-tava
            A
            Na dia voa,dia mody tsy voa
                    D              A
            fa voa maika hadola ny loha
                    Bm          E               A    D/E/A
            Tsy mitanondrika na kivy,fa be ny ankizy



Indraidray aho anefa mahatsiaro ihany

mahatsiaro ireo kilalao,ela tany

Tsy tiako intsony anefa,ny hamerina indray

fa izay vita,naman\\\\\\\'ny vita,ampy izay



           Na dia toro,dia mody tsy toro

           fa kely ihany dia tsy maitsy mijoro

           Tsy mitaraina velively,na kely dia kely

           Na dia simba,dia mody tsy simba

           Fa mandray rano amin\\\'ny zinga

           Kotsakotsaina re ny loha,raha toro ny fo



Hiverina indray hono,lay vehivaviko

ho raisiko ve sa kosa,ho laviko

Vao tonga izy dia nakeny am-parafara

avy htrany dia napetrako ny gitara



            Na dia ialiko,dia mody tsy ilaiko

            fa somary ampifilafilaiko

            Herinandro vao nitranga,lay vehivavy janga

            Na dia tsy tiako dia mody mba tiako

            Fa avy eo dia ariako

            Tsisy intsony ilay fitia,fa zory ny dia.



© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0087