Ampidiro aloha ny tenimiafina
Raozy
Clée de Mi, Tsotra be fa mila mahafolaka tsara PIKING; Misy open Re vinany ny 2éme guitare RAOZY Mi............. Ô raozy e, raozy e ! Fa diése maj.......... Raozy kely, maty aho an La...........Si7éme.. Nahoana ho aho ianao .............La.......Si7eme... Mi No tsy mety mankaty amin’ny tranonay Ô raozy e ! (2) Raozy kely any an-tsaha Avia vetivety fa ho amboleko etsy an-tokotany FA#maj...................... tsy tiany (2) ny tokotaninay La..................Si7..... satria rehefa tonga ao izy, dia ...La........Si......Mi gadraina ao anaty vazy tsy tiany (2), ny tokotaninay satria ny tokotaninay dia misy zezi-bazaha. DO#Maj..............Fa#maj... Aminareo izay tady hitondra ..Si7................. tsy mijery tsy mitsiky ................Sol#min tsy miteny izy ho aho. DO#Maj..............Fa#maj... Ny tananareo izay tady hitondra ..Si7........................Mi.... Tandremo (2), sao dia maratra ho aho Fa#maj........ O raozy e ! (2) sol...........Fa#maj Nahoana hoaho ianao ..MI.........Si7(appele) No dia masiaka Fa#maj........ Ô raozy e ! (2) sol........Fa#maj.. Mi Manana tsilo anaki-telo Mi......Fa#maj Ô ! ! ! Ô ! ! La Si7......Mi Raozy, zanaka tantsaha Mi......Fa#maj Ô ! ! ! Ô ! ! La Si7......Mi Raozy, zanaka tantsaha .......................Sahala @ izay ny tohiny rehetra................ Ny volony (2), dia volo Mahafatifaty, Vokatra tsara tahaka ny Bozaka maniry Eny an-tsaha Ny masony (2), dia maso mahafatifaty Mahita ny zava-miafina Izay afenina azy Ny orony (2), dia orona mahafatifaty Mahalala ny rivotra tsara Izay tokony hiainana Ny sofiny (2), dia sofina mahafatifaty Mahalala ny vaovao Izay tokony henoina Ny vavany (2), dia vava mahafatifaty Mahasahy miteny ny marina Izay tsy tokony ho lazaina. Ny tratrany (2), dia tratra mahafatifaty Afaka manome ronono velona Hoan’ireo izay tsy ampy sakafo Ny kibony (2), dia kibo mahafatifaty Afaka manome zaza Hoan’ireo izay tsy mba manana Ny tanany (2), dia tanana mahafatifaty Enjankenjana tsara sady Be bokon’hozatra. Ny tongony (2), dia tongotra mahafatifaty Vakivaky ny andro vao maraina Sy ny fotaka eny an-tsaha . Aminareo izay tady hitondra tsy mijery tsy mitsiky tsy miteny izy ho aho. Ny tananareo izay tady hitondra Tandremo (2), sao dia maratra ho aho O raozy e ! (2) Nahoana hoaho ianao No dia masiaka Ô raozy e ! (2) Manana tsilo anaki-telo Ô ! ! ! Ô ! ! Raozy, zanaka tantsaha Ô ! ! ! Ô ! ! Raozy, zanaka tantsaha
