Tsy misy lohateny
Lohateny
Tsy misy lohateny
Nampiditra chrisramana
Tamin'ny 08/07/2007 12:02
Vangy : 333
E : x
B : 2
G : 0
D : 2
A : 1
E : x
(?)
E : 0--------3
B : 0--------0
G : 0--------0
D : 2--------0
A : 2--------2
E : 0--0-2-3-3
[Em--->G]
Bm A (?) Bm
Ny rivotra mandalo ve no mitondra tadio
Bm A (?) Bm
Ny rivotra mifafy ve no mitondra io orana io
D A G D
Ny tany ve no ratsy sa ,ny olona no efa lany vatsy
D A [Em-->G] A Bm
Ny tany ve no vovoka sa ny olona no vizana sy drodroka
Ny hoy aho hoe manontany tena manontany tena
Aiza ihany no hiafarany
Fahagagàna sy mihenahena ny olona ao an-tanàna
Voazara ho antokotokon’olona , voazara ho fokofokon’olona
Nozarainy ho vondrovondron’olona
Fa amin’izay angamba tsy ho vanin-kolona
Iza moa no tsy mahalala fa izay mitambatra dia vato
Mampisalasala anefa ireto mpanao afera mihamaro tato ho ato
Mitombo ny isan’izy ireo , mitombo ny volan’izy ireo ,
miroborobo ny aferan’izy ireo , tsy laitra ny setrasetran’izy ireo
©MAHALEO