Tamboho

Lohateny Tamboho
Nampiditra fijo
Tamin'ny 11/02/2005 00:42
Vangy : 635
TAMBOHO


FA
Io ilay taboho fa foana
DO
Tsisy mpitaingina intsony
FA
Tsy afaka miantso fa moana
DO
Hiantso ny mpandalo irony
DO       SOL
Fa mangina
FA           SOL      DO
Niangonan'ny vovoka teo
DO       SOL
Fa mangina
FA              SOL    DO
Niangonan'ny vovoka teo


FA                 DO
Ireo tovolahy mpikalo
FA                  DO
Teo isan'andro isan'andro
RE               SOL
Efa nanjary mpandalo
RE                 SOL
Rehefa mody masoandro
FA                  DO
Fa tsy avelan'ny taona
FA        DO   SOL       DO
Hipetraka eo, hipetraka eo
FA                   DO
Fa tsy avelan'ny taona
FA        DO   SOL       DO
Hipetraka eo, hipetraka eo



Rehefa mitombo ny taona

Sarotra vao tafahaona

Tamboho sisa miandry eo

Moana tsy mahaloa-peo

Fa mangina

Nanirian'ny lomotra teo

Fa mangina

Nanirian'ny lomotra teo



Ireo tovolahy mpikalo

Teo isan'andro isan'andro

Efa nanjary mpandalo

Rehefa mody masoandro

Fa tsy avelan'ny taona

Hipetraka eo, hipetraka eo

Fa tsy avelan'ny taona

Hipetraka eo, hipetraka eo



TSIAKORAKA
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4678