ASA IHANY..

Lohateny ASA IHANY..
Nampiditra doracelma
Tamin'ny 04/03/2007 11:55
Vangy : 376

Amin             F            C         G    Amin        F         C           G
1-Dia diso ve ny tenako raha toa ka hamàky taratasy hita latsaka omaly, teny ILAFY(2)
Amin             F            C         G
Ny olona nanoratra tsy fantatra na iza ?
Amin             F            C         G
fa misy adressy hafahafa avy any Andriba 
Amin             F            C         G
ka henoy e
Amin             F            C         GAmin             F            C         G
Mitobaka ny fako hatreny ambonin' ny arabé, milahatra ny afisy misy anaran-deputé
Amin             F            C         G
Mirehitra ny ala mandrava ny valàla
Amin             F            C         G            Amin
 Mitombo ny mpitsindroka miha betsaka ny adàla ...ASA IHANY



Nandalo ilay minisitra tsy hita fa nisitrika

voasakana ny vam izay tsy ao anaty lisitra

izy anie tsy mpindrana fa tompon' arabé

arahin-kortézy sy nitsoka sifflé, raha mandeha.

Nahatsiarovako lalao malàza t@ môndialy

kara-mena kara-mavo sifflé naseho an-tsary

miharihary

Mba rahoviana i Gasikara vao mibàta ny amboara?

Izay tonga dia manjavona na ny FF na dôllara

Tandremonao razandry

tandremo mandrimandry

tandremo lesy zandry aza mety ambara vandy

tandremo lesy zandry ka tandremo.....





2-Navadika ny pejy ka dia toa nampitebiteby

natompiko ny masoko ka avy hatrany dia grévy ,ny eo ambony

Nasiany sarin'olona mahia sy botrefona 

Andrianampoinimerina manàmbana @ lefona aiaia



Mila mailo fa miharatsy ny fandehan-draharaha 

mibanaka matetika ny fonjan'i Tsiafahy 

Tsy misy tsy misondrotra hatramin'ny saran-dàlana

manao izay tiany hataony fa nahazo fahafahana ,afaka aaa



Nasiany sary mig  t@ basy  hélico

misoratra eo ambany fitondràna commando

miparitaka ny basy isan'andro misy maty

herisetra , hadalàna nefa tany tan-dalàna 

ASA IHANY A...

Mitsatoka ny bôrne mazava ny @ iny

tany be izay midadasika no lasan'ireo vahiny,

novidiany

Novidiany hatramin'ny tany varo-maizina mangina

fahafahana manon-drabolamena sy safira

Zandry a ! vakio iny taratasiko iny

ny anarako tsy ambarako fa izaho dia mpivahiny

zandry a izaho mahatoky anao!



ASA IHANY AAAN

ASA IHANY OOOOO...









© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0088