Namana
Lohateny
Namana
Nampiditra petit
Tamin'ny 27/01/2005 13:19
Vangy : 1018
Misy misoka any an-tokotany any Namana!
do(3) fa(3) sol(3)
Misy miantso eny an-dalambe Namana
do(3) fa(3) sol(3)
Réf:
Namana ireny Tena namana
sol fa do (do/mi/la)
Namana ireny Tsy mba namanamana
fa sol do
Hitantarana ny zava-manjo Namana
Mankahery sy mampitraka ny loha
Namana
Réf:
Namana ireny Tena namana
Namana ireny tsy mba namanamana
Mitsikitsiky ao anatin'ny maro Namana
Mampievina raha sendra mahatsiaro
Namana
Réf:
Namana ireny Tena namana
Solon-drahalahy Tsy mba namanamana