Aza misara-mianakavy
Bm Rehefa akaiky ny maraina Bm Ho ireo taraina Bm Ilainy zanak'olombelona Bm Hiaraka hifamelona D Na iray lohasaha A D Tsy ilaina didy jadona D Ny hirantsika roa lahy D F#m Hadio toa rano an'ala G A D Aza misara-mianakavy G F#m Bm Sy mitokatoka-monina G A D Ny herisetra aleo ho avy G F#m Bm Fa hiparitaka anaty haizina Masoandro aman-bolana Hamono ity ady Velon-kira ireo vorona Fa niteny rahon'ady Rindrina izay mamefy Hirodana avy hatrany Ny fahavalo dia resy Fandresena eran-tany Aza misara-mianakavy Sy mitokatoka-monina Ny herisetra aleo ho avy Fa hiparitaka anaty haizina Fanjakana loham-boto Tsy mba mety ho ela velona Mbola hadio ireo maloto Ho henatrin'ny olombelona Mbola ho avy ilay maraina Ho foana ireo taraina Hirain'ny zanak'olombelona Hiaraka hifamelona Aza misara-mianakavy Sy mitokatoka-monina Ny herisetra aleo ho avy Fa hiparitaka anaty haizina
