Ampidiro aloha ny tenimiafina
Radio
G C G Sendra reko anikeo G C E Tao anatin'ny onja-peo D Lay hiranao C C Hira mitalao G C G Tsy haiko aloha zay loha-teniny G C E Fa ny tsaroko dia ny feony D Mampatsiahy indray C C Izay lasa izay C G Somary gaga ihany aho raha nandre C E D Satria taona maro izy izay tsy mba nandeha Nakariko mafy ny radio Nanjary nisioka aho nony avy eo Narahina dihy Nanembona andry Variana loatra aho nilalao Tonga ny ora filazam-baovaovao Dia tapaka hatreo Ilay hira teo Somary gaga... Fahatsiarovana no mitoetra Tantara izay vita rehetra Tehirizin'ny onja-peo Sanatria tsy hankaleo Mino aho fa any lavitra any Misy sento mitomany Malahelo ao ampo Mahatsiahy ny taloha
