NY FITIA

Lohateny NY FITIA
Nampiditra OLIVA
Tamin'ny 26/12/2005 12:32
Vangy : 637


Efa fantatro ihany

Ny tany am-ponao tany

Hita avy ety,ivelan\\\'ety i!hi!hi!

Fa ny fiti tena fity

Tsy azo nafenina io satria

Notazonina dia nania i! hi!hi!

 

     Rehfa tafahoatra ny ao am-po de mitroatra

     Ny fo anie mazàna de voaboraka lasa tsy tàna

     Raha sendra izany,tadidio ihany

     Fa ny fitia anie raha koboninina dia mania i!hi!hi!



Efa fantatrao ihany 

Tany am-ponao tany

Hita avy ety,ivelan\\\'ny ety

Fa ny fitia tena fitia 

Tsy azo nafenina io satria

Raha tazonina de mankahia i!hi!hi!



copier par:Niry à Majunga

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0128