Hiaraka isika

Lohateny Hiaraka isika
Nampiditra raluc
Tamin'ny 21/10/2005 13:42
Vangy : 1133



mbolatsara e!!!
io zany le tondropeo-gitara
an le hiran'ny mahaleo oe: "hiaraka isika"
mba lazao any a ra misy ny diso mba 
hifanampiana e. misaotra

ho ela velona anie ry dadah sy ny tariny e!

accords ilaina ampatsiahivina:

   la(7)
   X02020

   do(#)  
   X43020

re(min)   la(7)
Hiaraka isika

do#        re(min)
Na tomany na sariaka

sol             re(min)
Hiara-hizaka ny mafy

la(7)      re(min)
Efa vonon-kiafy

re(min) -> re(maj)

               si(min-bar)
Raha sendra mandalo
              sol
Ilay rivom-pandrava
            la(7)
Dia hiara-hikalo
              re(maj)
Fa io mbola hisava  
            si(min-bar)
Raha mahery vaika
              sol
Ny sangin' ny tany
           la(7)
Aoka tsy hiraika
              re(maj)
F'efa fombany izany

re(maj) -> re(min)


re(min)   la(7)
Hiaraka isika

do#        re(min)
Na tomany na sariaka

sol             re(min)
Hiara-hizaka ny mafy

la(7)      re(min)
Efa vonon-kiafy

re(min) -> re(maj)

       si(min-bar)
Ireo minia

        sol
Manao ankaso

           la(7)
Mandrava fitia
  
          re(maj)
Hikimpio maso

              si(min-bar)  
Ireo izay mahatsiaro

            sol
Ho mahavita tena

             la(7)
Ka miala ny maro

            re(maj)
Hodio tsy jerena

           si(min-bar)
Ireo efa zatra

           sol
Mivarotra lova

           la(7)
Ka namela ratra

             re(maj))
Hivavao mba hiova


               si(min-bar)
Raha sendra mandalo
              sol
Ilay rivom-pandrava
            la(7)
Dia hiara-hikalo
              re(maj)
Fa io mbola hisava  
            si(min-bar)
Raha mahery vaika
              sol
Ny sangin' ny tany
           la(7)
Aoka tsy hiraika
              re(maj)
F'efa fombany izany

ranaivoarivao jean luc (namana raluc sur serasera)
lou.rana@laposte.net
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0648