Amin'ny anaran'ny ray
DO SI/SOL LAmin MImin Amin'ny anaran'ny ray sy ny zanaka sy ny fanahy masina: FA RE7 SOL Amena! amena! amena! FA DO Aleonay misotro toaka gasy SOL DO;DO7 Toy izay hamaky baiboly, hamadika taratasy. FA MImin Aleonay misotro toaka gasy, RE7 SOL Toy izay hamaky baiboly, hamadiky taratasy Dia hanao hoe: Amin'ny anaran'ny ray sy ny zanaka sy ny fanahy masina: Amena! amena! amena! Maro mantsy ireo mpiha-tsara velatsihy, Hampiseho lamaody no tena aton-dia. Maro mantsy ireo mpiha-tsra velatsihy Ny hampiseho lamaody no tena aton-dia Dia mba mody hoe: Amin'ny anaran'ny ray sy ny zanaka sy ny fanahy masina: Amena! amena! amena! Aleonay vavaky tena malagasy Toy izay irony vavaka noferina avy any an-dafy. Aleonay vavaka tena malagasy Toy izay ny vavaky ny vazaha be taim-parasy Dia manao hoe: Au nom du pera, et du masera, et du mopera, du sefo frera: Amena! amena! amena! Au nom du pera, et du masera, et du mamera, et du mopera: Amena! amena! amena!
