NANDALO

Lohateny NANDALO
Nampiditra rbkfoana
Tamin'ny 11/09/2005 19:07
Vangy : 539


                     NANDALO



Nandalo , toy ny zavona maraina 
  LA     RE(basse LA)   LA 
Tsy hita akory hoantenaina
RE(basse LA)       LA         RE(basse LA)
Ny omalintsika teo
               LA


Nandalo,toy ilay ririnin-dasa

Tsy tsaroana izay nandratra

Isika aza samy leo



Fa tonga     ny tsy azo hihodivirana
    SImin    MI                LA      FA#
Ka rava ilay manda nanahirana
    SImin    MI          RE     FA




Ref :



Variana niolakolaka
  LA             RE
Ny tena izy toa lalao
        MI        LA     FA#
Lany andro nifamolaka
                   SImin
Ka ny fotoana no nandao
MI                  LA    


MI


Tsy hita izay marina
     LA           RE
Isika koa moa zaza be
      MI           LA     FA#
Tsy nety tafarina
             SImin
Ireo tsy tia faly nihomehy
MI                    RE       FA





Nandalo , ilay eritrerintsika

Nilokaloka ny ho tafita

Ho tabia sy rehareha



Nandalo , ireo andro nibaliaka

Fa hirifiry sisa hita

Feno fanala izay aleha



Soa aza mbola nisy fatotra

F\\\\\\\'angamba , izay iray isika safotra



Ref:



Samia ary ho tafita soa

Fa mbola lavitra ny aleha

Ampy izay ny kitoatoa

Fa samy olon-dehibe



Fa mbola tsy anjarako

Hatreo ny fiainana eo aloha

Herezo hatrakao ny loha

Hampandefero ny ao am-po



Nandalo,nandalo,nandalo,.....





         REBIKA

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.013