Gadra

Lohateny Gadra
Nampiditra deghany
Tamin'ny 08/09/2005 12:11
Vangy : 510


       gadra
  Am                   Dm
  faly be aho fa mbola nisy nahita
  G                        C
  na dia solafaka aza amin\'ny lalina
  F                       Dm
  tsy hitako intsony izay havaly amin\'izany
           E        E7
  fa tena fahasoavana be

  tena vita ny amiko tsy ho avotr\'intsony 
  ataovy izay mahasoa ny fiainanao
  tsy afak\'intsony fa tonga dia vita 
  mandrakizay aho no hiaina am-pigadrana eh!


         Am             Dm
     ref:gadra aho tena gadra aho
         G                 C
         miala ny aiko vao afaka any aho
         F            Dm
         very aho tena very aho
              E                          E7
         tena latsaka any an-kady nefa tokony hiarina

         gadra aho tena gadra aho
         miala ny aiko vao afaka any aho 
         very aho tena very aho
         ny teny any ambony sisa no hiankinana


  tsy nampoziko mihintsy no nidirako tany
  fa endrikendrika tsy misy ohatr\'izany
  rehefa tena ambany ianao tsy misy dikany fa  
  voahitsaka amin\'ny tampony ambony

       ref:....................
...............................
...............................
 E                            E7         (Am A9)
ny teny any ambony sisa no hiankinana    


 
          Am                   F
     dia hionona aho fa tsy anjarako
           G               C
     ny hanohy ireny nofintsika roa
          F                              E    E7
     hiezaka aho ny hanadino fa tsy hahatsiaro ireny
      
          Am                  F
     nefa mino aho fa mbola hitraka ianao 
          G                  C
     hanohy ny fiainana katsahinao 
          F              Dm                   E 
     fa ny lalana niraisantsika dia ho tapitra hatreo



        ref:       
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0083