Mandeha ny Mandeha

Lohateny Mandeha ny Mandeha
Nampiditra ibramdg101
Tamin'ny 22 ora lasa
Vangy : 21
    COUPLET 1:

Jôh jôh!

Grr paaah! Ayh!

Maro fahavalo aho fa voamay mijoro !  Ça fait ! Ça fait ! (Ibra MDG)

Mbola eto zah tsy mety lany morce,

Normal fa izay mivoaka dia mi-Perce ah!

Tsy mitovy koa ny antsika ny vitesse na dia

Nomeko départ aza elah tany anaty courses ah !

Rap Gasy, IBRA no pur sang, tsy mihoatra ny

5 elah raha ohatra ka pour cent (%)

Tsy RAO aho fa Lacoste nie matoa ny

Cousine an-dry efa nalaikolaiko parsi!

Maro fahavalo fa vao mainka aho Mijoro!

Mbola tsy ampy anah reo fa ampivo maromaro!

N'iza n'iza elah mitetika ny hamingana,

Miomàna! Fa tsy hataoko vita moramora!

Tonga nerve aho tsy hoe hanambitamby

Normal  ny Fans mitombotombo!

Mr SALE tsy miova ny Pseudo, vô zah no mandalo

Dia efa betsaka no Mitebiteby!

Mitobitoby, nefa mbola matahotra ihany ry bro fa

Pelaka sy sarimbavy!

Na hilelaka ny faladiako ary oe hi-Feat de

Hataoko fady ohatran'ny Anabavy!

Nofinofy oe hilamina ny fiainako, ohatran'i

Kardashian, Tony Montana ! (Amen!)

Hampibika ny famille-ako ny kajiko,

Raha mbola velon'aina zah tsy maintsy oe miketrika!

Otran'ny Agila ny Gang-ko, tairo testeo

Aloha Dia ho hitanao ny HAROMOUNTANAH!

Tsy lanin-dimilahy aho ra sakay, tandremo ny

Fihetsikan'lah sao dia voakotroka!



REFREIN :

           Raha tafa aho Tsy ni-pact akory fa ni-Perce ôtran'i 2pac Shakur!

         Norme ra ze nivoaka kalitao, ra haka leçon tairo jereo ny parcours !

      Haiko tsara fa mitobaka ny jaloux, nefa tsisy kozy nie

    fa mandeha ny Mandeha!

   Izay hoentin'lah eo ry niggas zakako daholo n'inona n'inona

  fa Mandeha ny Mandeha !

Mandeha ny Mandeha! (Mandeha ny Mandeha!)

Mandeha ny Mandeha! (Mandeha ny Mandeha !)

Mandeha ny Mandeha! Raha bagarre dia Mandeha ny Mandeha!

Mandeha ny Mandeha! (Mandeha ny Mandeha!)

Mandeha ny Mandeha! (Mandeha ny Mandeha !)

Mandeha ny Mandeha! Raha kôkôty dia Mandeha ny Mandeha!

(Ôôyôô yô yôh!) Mandeha ny Mandeha!

(Paw, paw, paw !) Mandeha ny Mandeha!

(Ôyôô yô yôh!) Mandeha ny Mandeha !

(Scururu Being !) Grr paw paw paw paw !



COUPLET 2:

Tsy hoe malaza amina Fatifatin-kira, ohatran'i

Fifty One, Miongotra sy Manta ah!

Averiko ihany fa ny Akist efa maître de raha ialahy

No mangataka feat, zah no manda! Non,

To'de Big Fuck be no mandeha !

Izay maheno an'ity Son ako 'ty mandihy!

Ozizy Kiala tamin' alina, raha oharina amin'ny Tsal'o,

Dia mahafinaritra ny eo anilan-dry!

Ny AFRO TRAP dorako dia Vibe 'dôly eran'ny Tex na ny

Boto na kou ny Coc's!!

Manaratsy elah kanefa koa tsy tsara,

Ny hitsaka hitsahany ary tsy hitan'ny Radar !

Tairo omeko Conseil, mitadiava inspiraka

F'aza mividy rehefa lany Morce!

Nenah koa efa tsy amidiko intsony fa mandehana

Any amin'i 'Kírl fa any moramora!

Tsy ahoako ny fonao na marary ih,

Raha mahatsapa voatsindry dia miakara ah

Olona tsisy inspiraka akory kanefa

Mitomany ho Rappeur ah!

Dia mitata be ry tazika hoe mandoro,

Raha izany ary no marina dia midira!

Mikisaka ny ora, mihodina ny fotoana fa

Ny Akist anie vao mainka miha-Dûr!

Tsy mi-couvre ny aty fa mi-jumelle,

IBRA ny anarako 'nie fa tsy Mas'Léo!

Raha mbola Tsal'o Tsal'o koa ny raceny dia

Tsisy teta izany fa ampidiro daholo ireo ôh!

Efa haiko, tsy anah fa an'lisany, izaho

Koa aloha tsy miditra vao hira tsisy tanjona!

Potehako vao aty ialahy Mijonjona, ny

Adversaire niggas Sarim-bavy, Dondrona!



REFREIN :

Raha tafa aho Tsy ni-pact akory fa ni-Perce ôtran'i 2pac Shakur!

Norme ra ze nivoaka kalitao, ra haka leçon tairo jereo ny parcours !

Haiko tsara fa mitobaka ny jaloux, nefa tsisy kozy nie

fa mandeha ny Mandeha!

Izay hoentin'lah eo ry niggas zakako daholo n'inona n'inona

  fa Mandeha ny Mandeha !

   Mandeha ny Mandeha! (Mandeha ny Mandeha!)

    Mandeha ny Mandeha! (Mandeha ny Mandeha !)

     Mandeha ny Mandeha! Raha bagarre dia Mandeha ny Mandeha!

      Mandeha ny Mandeha! (Mandeha ny Mandeha!)

       Mandeha ny Mandeha! (Mandeha ny Mandeha !)

        Mandeha ny Mandeha! Raha kôkôty dia Mandeha ny Mandeha!

         (Ôôyôô yô yôh!) Mandeha ny Mandeha!

          (Paw, paw, paw !) Mandeha ny Mandeha!

           (Ôyôô yô yôh!) Mandeha ny Mandeha !

            (Scururu Being !) Grr paw paw paw paw !

           

Page: IBRA MDG (Nom fixe dans toutes les plateformes)  
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0158