AM-PELATANANAO
Do dia E
Tompo oh! Ianao no fiainako
Very aho raha lavitra Anao
Ianao no antony hahavelomako
Tsisy aho raha tsisy Anao
Am-pelatananao ny aiko
Am-pelatanano izay momba ahy rehetra
Fantatrao , Jesosy oh!
Ny fiainako
Izay mahasoa
