You are here: home > Tononkira

Sarin'i groupe R.T Praise

Mombamomba an'i groupe R.T Praise | Hampiditra sarin'i groupe R.T Praise

Ireto avy ny sarin'i groupe R.T Praise

Nampiditra : cotrasl7
Daty : 24/02/2020
Momba ny sary : zandry kely nifandray t@ foot sady mpiaraka nilalao tsy nifankafoy na tsy mitovy aza ny faritra misy azy
baolina kitra no nifandraisany voaloany club (Z-TAF),Rehefa nandroso ny taona dia nitombo ny saina,samy manana ny fanirina tao anatiny ny tsirairay avy ka i R.T na i (Ratoma sy Thonny )no ato anatin ny GROUPE R.T Praise