Ny tenimiafina tononkira android

Miarahaba anao,

Ity atolotra anao maimaim-poana ambany ity indray ary ny tenimiafina miasa amin'ny volana novambra. Ny amin'ny volana manaraka dia azonao alaina ao amin'ny http://tononkira.serasera.org/tononkira/android/code.

71fcab05

Raha toa ka mila ilay Application Tsy mila code ianao dia afaka miditra ao amin'ny Google Play na koa alaivo eto ny apk

Ankoatra izay dia manana canal Youtube aho ka mitady mpanaraka maromaro (abonnés). Raha mety ianao dia tsindrio eto dia manasa anao mba ho anisan'ny mpanaraka. Tsindrio ny sary bokotra eto ambany.

© serasera.org 1999 - 2022 - page load 0.1682