Ilay fisarahantsika (Kiki sy Nirina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Henemana androany fgho izao
Ny andro nahalasananao
Ny uoxqmto ato an-tranontsika
Tsisy miova bika
Saingy malahelo, mangatsiaka

Ilay piano fitendrinao
Tsisy mandray azy intsony
Lasa bqazcmz mangingina
Ny ato an-tranontsika
Tonga malahelo, mangatsiaka

Ny aty zao tsy misy vaovao holazaina
Ny alahelo anao no be, sombiniaina
Sombiniaina

Omaly tontolon'ny andro iny aho
Tsy nahita izay atao aho
Ny bokintsarintsika no nojereko
Ka sady velon-tsiky aho
No nisento aho

Ny fandefasampeo injao
Mandefa ilay hira tianao
Ny orana no injany any ivelany any
Mitaitaika mora
Toa tomany

Ny aty zao tsy misy vaovao tononkira.serasera.org holazaina
Ny alahelo anao no be sombiniaina
Sombiniaina

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Kiki sy Nirina
Vangy : 21142
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 29/10/2013 15:40
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0118