Tsy ho ahy (Anthony)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na dia tsy ho ahy mihitsy aza ianao
Dia mbola tiako ho fantatrao
Misy fitia ao anatiko ao
Natokako mangina ho anao.
Hatrany tononkira.serasera.org am-piandohana no fantatro
Fa tsy ho tafara-dàlana
Fitiavanao tsy ho takatro
Fa toa afindrafindranao.
Ranomasoko nilatsaka noho ianao ,
Alahelo mitambesatra satria lasa ianao.
Na cijgc oviana tsy ho voakosoka ao am-po
Ireo fihetsikao, toetranao mambabo fo.
Raha izay fiarahantsika hatrizay,
Tsy hanadinoako anao na oviana.
Na tsy ho tanteraka aza ireo faniriana
Ny fisianao dia ampy ifaliana.
Na dia tsy ho ahy mihitsy xxut aza ianao
Dia mbola npgnzk ho tiako ho fantatrao,
Misy fitia ao anatiko ao
Natokako mangina ho anao.
Ranomasoko nilatsaka noho ianao,
Alahelo mitambesatra satria lasa ianao,
Na oviana tsy ho voakosika ao am-po
ilay fihetsikao, toetranao mambabo fo.
Dia mbola tiako ho fantatrao
Misy fitia ao anatiko ao
Natokako mangina ho anao.
Hatrany tononkira.serasera.org am-piandohana no fantatro
Fa tsy ho tafara-dàlana
Fitiavanao tsy ho takatro
Fa toa afindrafindranao.
Ranomasoko nilatsaka noho ianao ,
Alahelo mitambesatra satria lasa ianao.
Na cijgc oviana tsy ho voakosoka ao am-po
Ireo fihetsikao, toetranao mambabo fo.
Raha izay fiarahantsika hatrizay,
Tsy hanadinoako anao na oviana.
Na tsy ho tanteraka aza ireo faniriana
Ny fisianao dia ampy ifaliana.
Na dia tsy ho ahy mihitsy xxut aza ianao
Dia mbola npgnzk ho tiako ho fantatrao,
Misy fitia ao anatiko ao
Natokako mangina ho anao.
Ranomasoko nilatsaka noho ianao,
Alahelo mitambesatra satria lasa ianao,
Na oviana tsy ho voakosika ao am-po
ilay fihetsikao, toetranao mambabo fo.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AnthonyVangy : 19778
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 24/03/2015 23:30
