Indraindray (Getragetra)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indraindray toa fifaliana
No mameno ny ao an-tratra
Indraindray toa fahoriana
No mikiky sy mandratra

Raha mbola eto an-tany
Tsy misy fiadanana
Fa angamba any ankoatra any
No misy xfgvpqqd ny hasambarana

Indraindray ny eo an-tànana
Mila tsy ho lany
Indraindray ianao tsy bmmuvvpa manana
Mitakiky hatrany hatrany

Raha mbola eto an-tany
Tsy misy fiadanana
Fa angamba any ankoatra any
No misy ny tononkira.serasera.org hasambarana

Indraindray ny fitiavana
Miroborobo toa tsy ho lò
Indraindray ny fitiavana
Mahavakivaky fo

Raha mbola eto an-tany
Tsy misy fiadanana
Fa angamba any ankoatra vavitn any
No misy ny hasambarana

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Getragetra
Vangy : 1528
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 16/03/2019 11:41
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
Hirany hafa
tohiny...
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0201