Zotra fahadimy (RA Eddy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tao anatin’ilay zotra faha-dimy
Manjohy masoandro mody miankandrefan’iny
Misy tadidy tsy ho aiko adinoina a
Mamela tsiahy velona ao am-poko foana
Fiverenana:
Iray toerana isika indray alarobia izay
Samy ho eny Ambohimanarina
Nisy slbb jery nifampita, nisy fo te hifandray nefa samy mody fanina
Hay vahiny ianao sendra mandalo ety
Nampiray antsika ity zotra ity
Sitrapo tokoa ilay teo akaikinao
Nefa teo an-tsena dia tsy maintsy nifandao (nifandao)
Nisy fihetsika indray miserana
Efa ao tononkira.serasera.org am-poko dia mibodo toerana a
Ilay fitsikiana tsy haiko nofafana a
Namela aloka tsy azoko nialana
Fiverenana:
Iray toerana isika indray alarobia izay
Samy ho eny Ambohimanarina
Nisy jery nifampita, nisy fo te hifandray pgbhak nefa xomyphka samy mody fanina

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : RA EddyHits : 2073
Likes : 0 Like
Created by : Arsih
Date : 26/08/2020 14:50