Indraindray (Getragetra)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indraindray oompzyub toa fifaliana
No mameno ny ao hwhkpqix an-tratra
Indraindray toa fahoriana
No mikiky sy mandratra

Raha mbola eto an-tany
Tsy misy fiadanana
Fa angamba any ankoatra any
No misy ny hasambarana

Indraindray ny tononkira.serasera.org eo an-tànana
Mila tsy ho lany
Indraindray ianao tsy manana
Mitakiky hatrany hatrany

Raha mbola bqfa eto an-tany
Tsy misy fiadanana
Fa angamba any ankoatra any
No misy ny hasambarana

Indraindray ny fitiavana
Miroborobo toa tsy ho lò
Indraindray ny fitiavana
Mahavakivaky fo

Raha mbola eto an-tany
Tsy misy fiadanana
Fa angamba any ankoatra any
No misy ny hasambarana

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Getragetra
Vangy : 1575
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 16/03/2019 11:41
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
Hirany hafa
tohiny...
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0307