Hazo boboka (Filah)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy misy marika hamantarana fa vzhs mahantra aho
Ka mety hisompatra ny dia
Tsy misy tandroka ny ratsy ka ho fantatrao
Izay ao am-poko matokia
Sarotra ny làlana, malama sombinaina
Tandremo sao midoboka
Meteza ka tolory ahy izany tànanao
F’ireny no hazo boboka
Tsy misy ny nateraka hijaly mahonena
Ka hangataka eny an-tsena
Fa zlbe làlan'ny fiainana no miova hatrany hatrany
F'izay tsy miezaka no ambany
Maro ireo nametraka ny toky ho fanekena
Izay tsy mafy orina
Misaika dia lasa fa ianao ilaozany eo
Dia ireo tsiriry vorona
Sarotra ny fiainana, malama sombinaina
Tandremo sao midoboka
Meteza ka tolory ahy ny takolakao
F'izaho hanorokoroka
Mangidy lavitry ny faty, ho mamy tian'ny vola
Hanohy ny làlan'ny fitia
Hifankatia isika crczyyhx ka hiaraka hidola
Hifamela, hifanasoa
Sarotra ny fiainana, malama sombinaina
Tandremo sao midoboka
Meteza ka atolory ahy ny takolakao
F'izaho hanorokoroka
Sarotra ny lalana, malama sombinaina
Tandremo sao midoboka
Meteza ka tolory ahy izany tànanao
F’ireny tononkira.serasera.org no hazo boboka
Ka mety hisompatra ny dia
Tsy misy tandroka ny ratsy ka ho fantatrao
Izay ao am-poko matokia
Sarotra ny làlana, malama sombinaina
Tandremo sao midoboka
Meteza ka tolory ahy izany tànanao
F’ireny no hazo boboka
Tsy misy ny nateraka hijaly mahonena
Ka hangataka eny an-tsena
Fa zlbe làlan'ny fiainana no miova hatrany hatrany
F'izay tsy miezaka no ambany
Maro ireo nametraka ny toky ho fanekena
Izay tsy mafy orina
Misaika dia lasa fa ianao ilaozany eo
Dia ireo tsiriry vorona
Sarotra ny fiainana, malama sombinaina
Tandremo sao midoboka
Meteza ka tolory ahy ny takolakao
F'izaho hanorokoroka
Mangidy lavitry ny faty, ho mamy tian'ny vola
Hanohy ny làlan'ny fitia
Hifankatia isika crczyyhx ka hiaraka hidola
Hifamela, hifanasoa
Sarotra ny fiainana, malama sombinaina
Tandremo sao midoboka
Meteza ka atolory ahy ny takolakao
F'izaho hanorokoroka
Sarotra ny lalana, malama sombinaina
Tandremo sao midoboka
Meteza ka tolory ahy izany tànanao
F’ireny tononkira.serasera.org no hazo boboka
--------
Rohy:
Hevitra
jose076789
(
30/10/2017 05:57)
raha mbola misy manana ny hiran dry zalahy ireo de mba omeo ihany azfd mrc
jose076789
(
30/10/2017 05:58)
za anisan ny tena tia ny hiran dry lerony
nampoinaandriamalala
(
03/03/2022 12:52)
Tena mbola tsara foana ito hira ito ary mety @fiainana mafy eto @tsika.
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FilahVangy : 11995
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : Narilu
Daty : 17/11/2016 17:26
