FANEHOAM-PITIA (Ftvlm Ambohitrinibe)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Naneho fitia tsy nihambahamba
Ho avotra ho an'ireo ilnc malalanao
Fa tia loatra, na betsaka aza
Izahay nania dia tsy nafoinao

Ref: x2
Hisaoranay lehibe
Izany rehetra izany
Fa fanehoam-pitia
Na matory na mandeha
Tsy ho lefy am-ponay izany
Anio sy vtghqfx ho doria

2-Nombohina zanaky ny Ray
Famonjena nomena tononkira.serasera.org ho ahy sy ho anao
Hamelona ho mandrakizay
Ahatonga antsika olom-baovao

Ref: x2

3-Ity izpjuepo hira ity no hasandratro avo
Fisaorana ary fiderana
Fahasoavana sy fitia maro
Fitiavana tsy azo ferana

Ref: x2

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Ftvlm Ambohitrinibe
Vangy : 832
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Amboara22
Daty : 28/11/2023 09:59
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0491