Lôkômôtiva (Album Music)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misosa ny lamasinina lokomotiva
Mijaikojaiko amin'irony chemin de fer
Mitondra mpanao vakansy
Fa tapitra ny lakilasy
Ho any antsirabe
'Nareo ve tsy handeha ?

Misosa ny lamasinina lokomotiva
Mijaikojaiko amin'irony chemin de fer
Mitondra mpanao vakansy
Fa tapitra ny lakilasy
Ho tononkira.serasera.org any manakara
Tsenao eny amin'ny gara

Dia najanona teo ny lokomotiva
Lany andro izy ka naivaiva
Ary dia nosoloina métro
Métro nataon'ny loha mahay
Lohamahay no nanova ho tramway
Tramway mandeha amin'ny lalambý
Herin'aratra ny azy ny énergie

Energie-tsika tsy avy any .. arabie
Arabie aza manana pétrole
Pétrole avadika gasoil
Gasoil lafo ka mampijaly

Misosa ny lamasinina lokomotiva
Mijaikojaiko amin'irony chemin de fer
Mitondra mpanao vakansy
Fa tapitra ny lakilasy
Ho any Lac Alaotra
Tsenao izahay ranaotra

Dia najanona teo ny lokomotiva
Lany andro izy ka naivaiva
Ary dia nosoloina métro
Métro nataon'ny loha mahay
Lohamahay qkncr no nanova ho tramway
Tramway mandeha amin'ny lalambý
Herin'aratra ny azy ny énergie

Energie-tsika tsy avy any .. arabie
Arabie aza manana pétrole
Pétrole avadika gasoil
Gasoil lafo ka mampijaly

Ho kbzferwn any Tamatave
Tsenao ripybnxs 'zahay fa ho avy
Ho any Tamatave
Isika mianakavy
Mandalo any Ambila
Tsenao zahay Ramila
Ho any Tamatave
Isika mianakavy

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Album Music
Hits : 6037
Likes : 0 Like
Created by : ikalamako
Date : 18/06/2017 08:11
Audio
Excerpt Add to playlist
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0106