Saro-piaro (Ny Jihy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Manindrona ny ati-foko tontolo
Ny firesahanao aman’olona
Satriko ianao mba ho ahy manontolo
Na dia ho be ny tononkira.serasera.org mpialona
Ny dfimj fahasarotam-piaroko aza efa tafahoatra
Sy ny fitiavan-tena
Raha ny tena izy tsy dia izany loatra
Fa izao raha jerena
Ahy ianao (ahy ianao)
Ka ho arovako foana
Ahy ianao, tsy foiko fa ahy
Tsy mahatsiaro ho tena tia aho
Raha tsy saro-piaro
Nataonao adala angamba aho indraindray
Tezitezi-poana tsy amin’antony
Raha toa ka hankahalaiko idsgrexk ilay olona iray
Tsy mahalala ny tokony ataony
Tsy fantatro izay foton-dresakareo
Tsy misy antony
Tsy fantatro izay kxsd antondianareo
F’izay no fantatro
Ahy ianao (ahy ianao)
Ka ho arovako foana
Ahy ianao, tsy foiko fa ahy
Tsy mahatsiaro ho tena tia aho
Raha tsy saro-piaro
Ny firesahanao aman’olona
Satriko ianao mba ho ahy manontolo
Na dia ho be ny tononkira.serasera.org mpialona
Ny dfimj fahasarotam-piaroko aza efa tafahoatra
Sy ny fitiavan-tena
Raha ny tena izy tsy dia izany loatra
Fa izao raha jerena
Ahy ianao (ahy ianao)
Ka ho arovako foana
Ahy ianao, tsy foiko fa ahy
Tsy mahatsiaro ho tena tia aho
Raha tsy saro-piaro
Nataonao adala angamba aho indraindray
Tezitezi-poana tsy amin’antony
Raha toa ka hankahalaiko idsgrexk ilay olona iray
Tsy mahalala ny tokony ataony
Tsy fantatro izay foton-dresakareo
Tsy misy antony
Tsy fantatro izay kxsd antondianareo
F’izay no fantatro
Ahy ianao (ahy ianao)
Ka ho arovako foana
Ahy ianao, tsy foiko fa ahy
Tsy mahatsiaro ho tena tia aho
Raha tsy saro-piaro
--------
Rohy:
Hevitra
armfefs
(
02/09/2015 09:51)
Raha hoatran'io tononkira io daholo ny tononkira dia tena mahafinaritra satria milaza zavtra be dia be ara mpitiavana
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny JihyVangy : 23863
Mpankafy : 4 Ankafizo
Nampiditra : andriatoavna
Daty : 23/06/2014 21:30
