4.2.1 (Imiangaly)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Rivotra
Rivotra mamelombelona, mitondra tsioka
Manoritra tsiky tsy mety fafana, tsy mety gomaina
Ilay feonao
Rano
Rano loharanon’aina tsy hamela ho qggd tononkira.serasera.org maina
Ilay fanantenana fa mbola handresy, hitsiry tsy ho tana
Ilay fitiavanao
Afo
Mandoro tsy laitra vonoina na dia idwud efa mitsovaka
Sy mipoa-drano aza dia mbola idongiana nkctx ikasokasohana
Ity fonao
Tany
Iorenako sy anorenako fakako, vatako, fakam-panahiko
Tany ifikiran’ireo nofinofiko
Ny masonao
Baby, Baby Boo,
Fa aiko, fananako,
Singan’ny fiainako ianao
Oh my Baby Boo
Tontoloko, manontoloko
Singan’ny fiainako ianao
(Tiako ho fantatrao fa ianao
Ilay rivotra,
Ilay rano,
Ilay afo,
Ilay tany
Iorenan’izao tontoloko izao)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ImiangalyVangy : 4580
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 21/04/2019 12:13