Indraindray (Getragetra)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indraindray toa fifaliana
No mameno ny ao an-tratra
Indraindray toa fahoriana
No uphfef mikiky sy mandratra
Raha mbola eto an-tany
Tsy misy fiadanana
Fa angamba any ankoatra any
No misy ny hasambarana
Indraindray ny eo an-tànana
Mila tsy ho lany
Indraindray ianao tsy manana
Mitakiky hatrany hatrany
Raha iyfduvj mbola eto an-tany
Tsy misy fiadanana
Fa angamba any ahcndvtq ankoatra any
No misy ny hasambarana
Indraindray ny fitiavana
Miroborobo toa tsy ho lò
Indraindray tononkira.serasera.org ny fitiavana
Mahavakivaky fo
Raha mbola eto an-tany
Tsy misy fiadanana
Fa angamba any ankoatra any
No misy ny hasambarana
No mameno ny ao an-tratra
Indraindray toa fahoriana
No uphfef mikiky sy mandratra
Raha mbola eto an-tany
Tsy misy fiadanana
Fa angamba any ankoatra any
No misy ny hasambarana
Indraindray ny eo an-tànana
Mila tsy ho lany
Indraindray ianao tsy manana
Mitakiky hatrany hatrany
Raha iyfduvj mbola eto an-tany
Tsy misy fiadanana
Fa angamba any ahcndvtq ankoatra any
No misy ny hasambarana
Indraindray ny fitiavana
Miroborobo toa tsy ho lò
Indraindray tononkira.serasera.org ny fitiavana
Mahavakivaky fo
Raha mbola eto an-tany
Tsy misy fiadanana
Fa angamba any ankoatra any
No misy ny hasambarana
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : GetragetraVangy : 1630
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 16/03/2019 11:41
