ZOOVA

Hampiditra sary Nampiditra tiambola0019
06/06/2019 14:03
Hiran'i ZOOVA 0 Jereo eto
Vangy : 499
Mpankafy : 0 Ankafizo
Malazarivo toto tiambola Jocelyn no tena anarany, teraka ny 24 Aout 1986 izy ,manambady izy ary mananjaka 2,avy any amin ny faritanin i Mahajanga iny no tena fiaviany ,fa monina eto tana nandritran ny fahazazany ka hatramin izao ,izy dia mivoy ny hira mafana evangelika toy ny Salegy,antousy,bawejy ,zouk,sega, sy ny maro hafa koa ,ny telefaonina ahazoana ny tarika moa dia ny :0343329949 ho antsika zay te hiara hiasa amin izy ireo ,dia mankasitraka sahady tompoko amin ny fankafizanareo ny sangan asan izy ireo ,dia samia tahian i Tompo daholo isika rehetra.Mercie

Hevitra momba an'i ZOOVA

Mbola tsisy nametraka hevitra

Hiran'i ZOOVA (0)

Mbola tsy nisy nampiditra hira

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.012