Hevitra momba an'i zanny

Hiverina amin'ny zanny Hampiditra hevitra
tatchy ( 16/10/2012 16:09)
Tiako be le diso tia na @le version José na Zanny,mlay e
ryti ( 02/03/2007 12:01)
ny tarika Zanny dia niforona tamin'ny 1982 nisy mpikambana 06 Hery,Mamy,Claude,Sesely,Zanny,Magie(maty),efa nanao fampisehoana maro teto andrenivohitra,namoaka ny raki-kira voalohany tamin'ny 1994 (Mba Ahatsiarovanao ahy),.Niova ny mpikambana tamin'ny 1994 niala i Hery sy Claude dia niditra José "Hasina amzao fotoana izao" ary nianpy an'ni Rija sy Tsiry,ary Rina.Nisy fotoana nampatory ny tarika nohon'ny fitadiavana izay voatery nampisara-toerana ankehitriny dia miverina ary mikarakara ny kapila mangirana sy ny raki-tsary aminin'ny taona 2007 ity
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1799