Hevitra momba an'i VAOVY

Hiverina amin'ny VAOVY Hampiditra hevitra
brigitoche ( 08/10/2008 10:41)
iza no afaka manome détail momba ireo mpihira ao amin'ny Vaovy, taona, tany nahateraha, sns. Raha possible koa omena ny daty namoronan-kira, ny nipohiran'ny hira?
mazavaloha ( 14/05/2007 05:17)
Molia malaso fa tsy holy aho malaso zany le izy eh.
hoe modia malaso fa harvia. Fa misy diso kely io tonony fa jereo kely.
Nahoda ( 20/09/2002 00:47)
Mpihira zanatane?i Androy, boake Ambovombey ao.
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.368