Hevitra momba an'i UNIK

Hiverina amin'ny UNIK Hampiditra hevitra
vevs ( 19/09/2007 07:30)
hi diana,j' espere ke tu te portes bien,c slmnt mtn kej ai vu tn ms ,voilà mn adresse si tu veux m'ecrire et on pourra se donner des nouvelles:herverand@hotmail.com
teken...le anniv teny ivato,fusion,ambohijatovo...à+
mboladefrance ( 10/07/2007 01:25)
f'angaha rava ny tarika?
pistara ( 15/01/2007 20:40)
Ny mpampiresaka koa mba mahay ka!
eve ( 01/07/2006 00:53)
Coucou à vous 4! si je dis: "pr si.. par six..." ? Me reconnaissez-vous?

En fait, je voudrai bien avoir de vos nouvelles! répondez-moi en privé et vous allez découvrir que je suis une belle surprise. Ensuite je suis partie de Madagascar mais je n'avais pas pu vous dire au revoir! et vous me maquez tous! Ca va faire 7ans maintenant que je ne vous ai plus revu et recontacter.

Pas plus pour les indices! Je suis votre bonne amie! Une nostalgie! (je suis grande, ronde, cheveux très longs, métisse chinoise, autaine, adore Tekken, supporte pas l'alcool!!!)hihihi......

Mafonja! c moi!...(Bary, Paco, Lova, Nova, Kambana...)!
12 ( 18/06/2006 16:21)
tsy milays kosa aloha izany riana manam-bady izany eeeee!!!!!
dupouyfab ( 07/01/2006 17:12)
unik ah,miangavy aho ny hiverenany tarka indray ,ianareo kah tianay eh.enynfa na dia hoe nanambady aiza riana tsy misy koi izany ka vonona ve ianareo fa ho tohanako eh sady aliko hihira aty filandee eh
leonardodicaprio ( 28/10/2004 14:05)
Ts'isy resaka lava ts'isy resaka lava,fa izaho ko tena mpankafy ny group,ary olona tsy mahafantatra azy ireo no tsy milaza fa izy 4miral no tena mpanao rap'gasy izany.
je vous laisse de mahaiza mankafy miaraka amiko syny tarika UNIK.
ts'isy azo atao fa on attent la nouvelle album,soyez courrage les4 raper â!
jerico ( 28/10/2004 13:58)
Izaho dia anisany tena mpiondana UNIK,ary tena tiko be ny vazo ataondri-zareo,bandy tena mahay mihira be zala,ary anisany r&b gasy,maro ny tena mpan-kasitraka ary tena tsy tambo isaina ny mpankafy.
izay no azoko lazaina,fa iarahana mahita eo ny suivant eee!dia manao bonne chance hatrany ny vahoka.
bogosssy ( 28/10/2004 13:52)
Izaho dia mankafy ny tarika UNIK.
Enga anie ka mba hisy fona ny hira foroniny,ary misaotra amin'izay rehatra efa vita.
Ny tena itiavako ireo tarika ireo dia ilay hira hoe,mangataka anao,ary tiko daholo ny hirany fa io 1 io no tena mampitondra sentiment be ho ahy.
Izay no izy fa manao bonne chance ny tarika ary ny à la suite eee!
fahed ( 27/08/2004 20:58)
slt

tena mahafinaritra alo hira ny mpihira daoholy ka , fa raha azoko atao alo dia fay mbe alo zao satria hira unik alo tena mahafinaritra , sady mahafaly olona ka , nade zany kou aza mpihira sasany kou .
ary zao alo manao fisaorana zareo ka , ary zao mo tena tia hira unik . ok
are fa mametraka veloma hoany mpihira daholy aho ka , ary miandry valiny avy aty aminareo aho re ok merci
( 28/11/2001 19:11)
Groupe crée en 2001 par:RASAMUEL Andry Riana Mampionona dit RIANA(ex Tempo Gaigy),RANDRIAMISELY Hervé dit Vévé(ex Tempo Gaigy)et RANDRIAMANANJARA René dit René(ex Tempo Gaigy).

Ils ont donné une conférence de presse pour la lancée du groupe le Mercredi 31 Octobre 2001 à l'hotel RADAMA sis à Isoraka.

On attend leur premier album ce mois de Décembre,sinon on peut déja écouter leurs chansons sur les chaînes de radio de Tananarive.

BONNE CHANCE à eux.
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1877