Hevitra momba an'i Tsivahiny

Hiverina amin'ny Tsivahiny Hampiditra hevitra
TOVONIRINA Ratsimbarison ( 15/01/2003 12:32)
Mpanakanto,miezaka ny hampivoitra ny mozika HORIJA BETSILEO,Album 4 no efa vita hatramin'izao(ZIPETY,HO ANAO,SURCHARGE ,IKALAMIJA,)
Efa nandray anjara tamin'ny Découverte RFI ary Finaliste tamin'izany ,nandray anjara koa tamin'ny festival SAMP natao tany Suede
Miezaka ny hampivady ny mozika HORIJA sy ny dihy SAREBA izay vakodrazana tena Betsileo
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1824