Hevitra momba an'i Tsiliva

Hiverina amin'ny Tsiliva Hampiditra hevitra
Nithaïah ( 11/05/2015 08:45)
Mety mba misy manana ny tonon'ilay "Ndao hi-dance" iny ve azafady ? merci d'avance.
elmer ( 16/05/2007 17:02)
i love you madimosely e
alako fombanao ty ampela inona ny nataoko anao eritrereto avao alako fommbanao ...
elmer ( 16/05/2007 16:58)
mba tia angataka hiran' ny tsiliva i love you
hasinony ( 10/05/2007 09:48)
mba saika hangataka hiran'tsiliva ilay hoe
Ilove you ra hazo atao
misaotra tompoko
hasinony ( 10/05/2007 09:47)
mba saika hangataka hiran'tsiliva ilay hoe
Ilove you ra hazo atao
misaotra tompoko
hasinony ( 10/05/2007 09:42)
mba saika hangataka hiran'tsiliva ilay hoe
Ilove you ra hazo atao
misaotra tompoko
took ( 17/04/2007 01:17)
Mba saika hangataka an'lé andao hidance iny azafady ò!
Merci
voyoca ( 11/07/2006 12:41)
salut daholo mba saika angataka le bezesita iny e!!!
rina5 ( 05/04/2006 09:01)
Slt daholo
mba saika hangataka ny hiran'i Tsiliva ilay "tsy misy problemo" iny raha azo atao
merci
nambix ( 17/10/2005 15:18)
Manaona daholo aloha
Mba saika hangataka hiran'i Tsiliva "BE ZESTA" raha azo atao
Misaotra tompoko
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1751