Hevitra momba an'i Tsanga

Hiverina amin'ny Tsanga Hampiditra hevitra
teetathigh ( 04/10/2003 22:16)
Ny anarany feno : HANITRA Lin Edouard
Teraka ny : 23 septembre 1959
Vao 15 taona dia efa nitendry gitara manaraka ireny gadona avy any afrika atsimo ireny.
Nanomboka nitendry tsapiky izy avy eo.
Manasongadina ny ban-kira avy any atsimon'i madagasikara,na dia izany aza dia afaka nilalao mozika be na variété.
Ny raki-kira voalohany : Dely
Ny raki-kira faharoa :Voro-malalako
Ny raki-kira fahatelo :Mafana
Amin'izao fotoana izao dia tsy eto Dago i Tsanga fa any Belgique ary manampy ny groupe Njava.
Omenay anareo ny tonon'ny hira "Tsara rindra" anisan"'ny nahafantarana an'i Tsanga ka nampiarahany feo tamin'i Liva Andrianavalona.
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2246