Hevitra momba an'i TS1

Hiverina amin'ny TS1 Hampiditra hevitra
semigany ( 21/12/2003 21:10)
Saint Michel, Andiany LAFATRA 2000-2001, fahatsiarovana ireo taona maro nolalovana tao amin'ny Kolejy, fahatsiarovana an'i Père Corneille izay noraisinay ho toy ny ray, fahatsiarovana an'ireo mpampianatra sy mpanabe rehetra, fahatsiarovana ireo zandry nandimby anay, ary indrindra fahatsiarovana ny tl1, tl2, ts1, ts2 ary tfm andiany 2001.

"Ny toky atao, ataoko aminao dia tsy ho adino,
Ireo sata napetraka hatrizay"
semigany ( 21/12/2003 21:02)
Marina less ny an'là ra Tube a, azafady fa zao vao mahita an lay message e!! Dia eto dia ialako tsiny an'ny LAFATRA (tl1,tl2, ts2, tfm) rehetra fa ts1 no voasoratro satria tsy nieritreritra aho hoe ho raisin'ny sera² lay hira fa olona tsy malaza akory lay mpihira, nefa zao aho mahita fa betsaka mpankafy tokoa, ka dia ialako tsiny indrindra noho izany fahadisoana izany. Efa nanoratra tany @ ny webmaster ihany aho anefa hanova izany anarana ts1 ho LAFATRA izany fa toa mbola sahirana koa izy, koa eo ampiandrasana e!

"Tsarovy anie, ireny lasako,
Ny rasty anie, avelao mba ho anatro"
Ramiaritsa ( 10/10/2003 18:52)
"LAFATRA":io no hira niredona tao an-tokontanin'ny kolejy St Michel tamin'ny fivoahan'ny andiany LAFATRA izany hoe tamin'ny taom-pianarana 2000 - 2001..
A l'image de la promotion,cette chanson est à la fois gaie et chaleureuse par son rythme mais a toutefois un côté "triste" dans le sens où les élèves vont devoir se quitter pour tracer leur"s" route"s" et donc laisser leur "zandry" "hanohy ny tantara" tsy ho adino ao amin'ny St Michel...
Dia miala tsiny lesy ra -Rindra(hoy Ra-tube) fa tokony tsy ho TS1 no mpihira misoratra eo fa ny TS2 koa ao anatiny ary ny Terminale rehetra ihany koa..
Ka tandremo àry ry reto sao malahelo raha mamerimberina ao an-tsaina ny niainana tamin'io taona io fa ny lalana no diavo dia indray andro any mifankahita e!!
"Pensées" manokana ho an'ireo izay any am-pitan-dranomasina any manohy ny fianarany..
Fisaorana ho an'i Père Corneille sy ny mpanabe rehetra izay nitaiza sy nanampy ary ho an'i Rindra Ramasomanana lohan'io andiany io..



( 10/12/2002 20:04)
Andiany Lafatra2001
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3792