Tovolah

Hampiditra sary Nampiditra Rabenja Tovo aka Tovolah
20/02/2003 12:51
Hiran'i Tovolah 1 Jereo eto
Vangy : 2032
Mpankafy : 0 Ankafizo
TOVOLAH FA TSY SARIM-BAVY ZAY NY AZY
mpiangaly rap gasy eto Tananarivo
ao anatin'ny tarika KARNAZ
ny tarika KARNAZ dia tarika niforona t@ taona 1997 ary nahitana kofa maro be tany ampiendohana.
tao anatin'izany:
*MISA B
*TOVOLAH
*ZANDRY K
*SLY
*BELA SOUL
*MISTER T (DJ)
*QUINCY (DEGGAM'TSE)
*SHEO (DA HOPP)
*SKALP
*KAST
*LEUBL
*SINGLA
nande ny taona moa de niparitaka ny kofa ka vitsy sisa no tavela ka efatra sisa no tavela.
hira novokarin'ny tarika:
*Tsabo sivy
*Oadray lele
*Rediredy love
*Misy adala ato amiko(MAAA)
*Aborotsay ny patalo
I Tovolah ko moa sady mihira ao @ tarika DAD LAH miaraka @ Ben-j(Dahopp) sy Quincy(Deggam'tse)
hira novokarin'ny tarika DAD LAH:
*Zanahary
*Otran'iza zany
*Dozy daholo feat UXT
*Ataovy ambony
*Mozika revenay
Tovolah ihany koa no anisany nanangana ny possee PARSI KLAN(PK)tao Fianarantsoa izay hahitana tarika maro toy ny:
*Moknay
*Amaton
*Lasibatra
*Diam-bala
Tovolah moa ankehitriny tsy eto an-toerana fa any am-pita ary mikasa ny hamoka album solo @ taona ho avy fa mbola ho hita eo.
Akama eo @ rap gasy:Dio16,Totona(bogota),Gotolana,Squalta(FHF),Parsy Klan,Tekineh sy ny maro tsy votanisa

Hevitra momba an'i Tovolah

Rabenja Tovo aka Tovolah (20/02/2003 17:51)

Hiran'i Tovolah (1)

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0105