Hevitra momba an'i Tosy

Hiverina amin'ny Tosy Hampiditra hevitra
mcboy ( 25/08/2007 17:53)
tsisy kritikx fa mlay beuuhhh...
mimibe ( 18/03/2006 09:16)
zany ny atao hoe:mariah carey,whitney houston sy céline dion réunies en un.tsy dia misy comments fa manga feo loatra izy e!mba mangataka anireo artista efa manana expérience a ,mba tohany izy ary atoroy ny fomba fitaizana tsara ny feony fa mba tena mahavoa izy e...
hono oa tena mahay miteny anglais couramment marina ve i tosy e ?ary raovina no hanao spectacle aty france?(tsy ao mada ihany nge no misy mpankafia e!)zay fa mahareta kosa ary hatramin'ny farany sody hoe tsy hihira tsony eo!!!lol
tiphen ( 19/02/2006 15:43)
Zay aloha d ts azo lavina fa d tena mahy mihira tokoa iz ary tsara sy manga aoka izany ny feony, tena azo lazaina oe tena folaka sy matotra kanefa nareo v ts mahatsampa rehefa mieno tsara ireo hirany toa ohatra ny milelalela sy miakiaka b ty izy ny farany!!! asa nareo fa zay ny a no remarqué ko, makaleo ny farany indrindra moa fa enona @ écouteur marenina mits ny sofina toa dontodonto zany mits!!
vlol ( 18/02/2006 17:02)
ra mba manana info bb koko momba an tosy ianao
fa iz alo tena mahay mihire
aswe ( 30/12/2005 09:14)
Amiko i Tosy dia mpihira vehivavy anisany ankafaiziko noho ny feony izay vitsy mpanana sy original, manana feo matanjaka izy, ary mifono "assurance en soi" ny fomba fihirana ary ny fisehony antsehatra
Mba saika anontany an'i Tosy ra azo atao: ahoana kay ny azo hi-contacter na anao rah hanafana mariage?
bonne année 2006 tsy aty Tanà e!
mars ( 24/11/2005 16:48)
Mahafinaritra ary mambabo aok'izany ny feony : misy tanjaka ary sahy
mactojo ( 29/07/2005 07:24)
Tosy dia anisan'ny mpanakanto mbola tanora tokoa. Tao amin'ny Pazzapa2 no nahalalana azy voalohany ka isan'ireo finaliste tao izy. Tsara feo tokoa ny tovovavy
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1808