Hevitra momba an'i Tonton Pa

Hiverina amin'ny Tonton Pa Hampiditra hevitra
tokybouba ( 12/08/2006 11:51)
Izaho anisan'ny tena mankafy an'i Tonton Pà na ny feoany na ny hirany fa indrisy anefa ankehitriny fa toa manao cabaret sisa no ataony fa tsy mamoron-kira nefa mbola be ny mankafy azy @ mozika na de niala tao @ Rebika sy Toko 3 ary izy. Manantena ny fiverenany @ sehatry ny kanto hatrany izaho sy ireo mpankafy maro be ! za de mpanenjika ny cabaret an'i Tonton Pà ery @ Scorpion 67 H satria aho tia be azy
MAMINIRIANA ( 09/09/2005 11:32)
Raha i Tonton Pa dia be mpakafy nefa ny mampalahelo aminy dia izy tsy mba mitrandraka izany (Mamoaka album sy Manao fampisehoana)
jerico ( 08/07/2004 16:24)
Manatena ny tonton Pa hatrany ny vahoka,ary tena ny fiainana no tena tantarainy aminy hirany,ary mino aho fa na enao na izaho mankafy hatrany.
Tsy ho ela dia hivôka ny album suivant.
Aina ( 15/11/2001 17:11)
Tonton Pa, na RAKOTO PATRICK
Anisan'ny namorona ny tarika REBIKA
Mpamorina ihany koa
Hira tiany indrindra "NADALO" VOL 2 REBIKA
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1932