Hevitra momba an'i TOKO TELO

Hiverina amin'ny TOKO TELO Hampiditra hevitra
lerastah ( 01/10/2013 05:40)
Iza moa ilay hoe "TONTON PA" ?
I RamPAL ve sa Rakoto PAtrick ?
Samy misy "PA" mantsy ireo.
gashy ( 23/09/2005 16:20)
hankalaza ny fahadimy taonany ry zalahy amin'ity taona ity ;hisy ny spectacle ataond-dry zalahy amin'ny 09/10/05 ao Antsahamanitra koa tongava maro isika mpankafy e!Sady en plusn' izay ho avy ao koa i RAMPAL sy HERITIANA ao amin'ny tarika REBIKA e...Dia inona moa izany fa de le REBIKA taloha e tsy ampy kely fotsiny.OK
Le mpankafy TOKO TELO sy REBIKA
tokybouba ( 12/02/2005 10:43)
Ny vaovaon'ny tarika TOKO TELO

Fampisehoana miaraka amin'ny media consulting ny PAKA ho avy izao izay atao eny ATSONJOMBE. Hivoaka tsy ho ela ihany koa ny raki-kira fahatelo izay andrasan-tsika rehetra an'ireo hira vaovao nan'i TONTON PA, LUCIEN RANDRIANINA, ANDRY.

Miandry ny seho goavana sy ny cassette ary ny clip izahay

Iza mankafy ny tarika foana.

OK !
tokybouba ( 29/01/2005 11:23)
Izaho dia anisan'ny mpankafy ny tarika TOKO TELO, na taloha na hatramin'izao. Ny ahy ny teniko amin'i Tonton Pà sy lucien RANDRIANINA,Andry. Avaozy daholo ny hiranareo roalahy rehetra na dia efa navoaka raki-kira aza ( ohatra ry aza ariana, mpinamana, kaletry, sao mba tsy rariny, ambiroa, moa ve, misy fitaka, miova miandalana, ny any an-tanàna, tsy aleo ve, sns )fa tena bonne be. Izany akory tsy misakana hoe aza mamorona. Ny ahy izao tena tiako be mihitsy ilay hira mitambatra nataonareo iny, ary tsy izaho ihany no miteny an'izany hoe milay fa hatramin'ny mpankafy REBIKA aza nanaiky hoe tena favy ny nanaovan-dry zalahy azy. Izaho dia mankafy hatrany foana. Manentana antsika mpankafy mba hanoratra ato fa mahafinaritra ny hiran-dry ry zalahy
rbkfoana ( 23/10/2003 01:09)
Hiseho ao Antsonjombe @ 2 Novembre 2003 ,miaraka amin'ny tarika Rebika ,ho fankalazana ny faha 15 taonan'ny tarika.
"...Ny fiarahana tety tsy voafetran'ny taona nifanesy......" "...fa ho mpanamana tsy hifankafoy..."
( 10/11/2001 17:11)
Toko telo :Lucien RANDRIANINA
Rampal
Tonton PA
Niforona tamin'ny taona 2000.
Fampisehona voalohany Paque 2000 ANTSAHAMANITRA
Ireo mpamorona tao amin'ny REBIKA.
Cassette voalohany:TIAKO IZY
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5852