Hevitra momba an'i Tiana

Hiverina amin'ny Tiana Hampiditra hevitra
randry ( 10/07/2006 05:32)
Tranokala Tiana :
http://www.tiana-oi.com
Miharina ( 03/10/2005 07:38)
feno folo taona ny nihiran'i Tiana an-tsehatra,nanao ny festival du sud tany Momtpellier Toulouse Marseille izy t@ volana aogositra teo niaraka t@ l'ile de La Réunion en musique, nivoaka t@ midi libre de Sète t@ 17 sy 19 aout , jereo ny momba azy ao @ www.mada-oi.com
hery ( 04/09/2005 11:33)
[img]http://perso.wanadoo.fr/jbemizik/tiana_fichiers/img25.jpg[/img]

Raha hividy CD an'i Tiana dia http://perso.wanadoo.fr/jbemizik/les_production_audiovisuelles_de.htm
latya ( 18/01/2005 15:14)
Ankoatra ny maha-pihira azy dia Renim-pianakaviana i Tiana;mahafinaritra azy ny mikarakara ireo zanany 3 mianadahy,fa ilay vavy tokany no mety ho lasa mpandimby azy satria mankafy mozika be;ny lahimatoa kosa dia ho mpiangaly jazz raha ny fahitana ny gadona tiany fa ny faralahy dia mbola milalao vovoka;ny vadiny kosa ankoatra ny asany manokana dia manampy an'i Tiana @ famoronana;
ho avy tsy ho ela eto an-tanindrazana i TIANA hitondra ny vokatra vaovao.
Miharina ( 23/12/2004 19:56)
Mpiangaly ny gadon'ny nosy eto @ranomasina indianina izy saingy miavaka eny foana ny mahagasy ny hirany,narary mafy izy teo fa efa mihira tsara atsy La Réunion ary hamoaka album mihetsiketsika misy hira 8 , any Marseille no anombohany ny promotion @ le5 mars 2005 , jereo ny jbemizik.fr.st raha te hahalala azy misimisy .
rafilozofy ( 09/09/2004 16:18)
Mpihira mihetsiketsika izy. Tsy ambakan'ireo mpanakanto maro hafa. Mirary soa ho an'i Tiana sy ny kantony
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5213