Hevitra momba an'i Thiaé

Hiverina amin'ny Thiaé Hampiditra hevitra
aurora ( 23/10/2005 01:34)
ary isan ny tia serasera ihany koa .
aurora ( 23/10/2005 01:31)
Thiaé ,dia isan ireo artista izay manana ny lazany tokoa any am-pita ,na eo @ fahita lavitra izany indrindra ao @ fahita lavitra Fille Tv na eo @ lafiny rehetra ,ary isan i artista malagasy efa tena malaza tokoa ,fa ny tena nampalaza azy dia tany ampitan dranomasina ,satria lehibe tany izy .
Thiaé dia isany mpihira tia mifandray @ olona rehetra ,na dia eo aza no mbola maha tsy ampy taona azy .
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4658