TERÔRITSOKA

Hampiditra sary Nampiditra Radôfa, Ralala
16/05/2003 00:06
Hiran'i TERÔRITSOKA 0 Jereo eto
Vangy : 1114
Mpankafy : 0 Ankafizo
Karakôry jiabijiaby waaaaaaaaaaaaa!
Ry lerony de aty Tamaga no misy azy
Mpiangaly zika rap ofisialy sy mirôko

Hatram'zao de mbola Undergorodona ry lerony na de efa taona maromaro ihany aza izay no niainany t@ le HH
Mazava hoazy zany fa masika no mazesatra ny vazon-dry lerony nefa tsy mivoana @maha Malagasy

Ary ny mampiavaka azy @ m'day talenta jiaby de mirôko betsimisaraka ry lerony no miteny malagasy ofisialy koa
Kôfa telo-mtsam teo aloh,de nianatra any Tàna ny iray ka voatery nisaraka

Zao nefa de nisolo Kôfa telo ndray mba anamafy ny taranja iangaliany, zany oe nanjary dimy zany zareee!
Akoboanao an'i Zaka zay tena namorina an'le tarika,... Rap'apany,Ra-Lala,Ra-Naina...

Ny isany vazony efa betsaka amin'roapolo rah atambatra,efa mandeha fona any @ radioan'ny Tamaga ny sasany @reo vazo reo sady efa hain'ny olona

DE SISOKA DÔLY ZEGNY E!

Hevitra momba an'i TERÔRITSOKA

Radôfa, Ralala (16/05/2003 04:06)

Hiran'i TERÔRITSOKA (0)

Mbola tsy nisy nampiditra hira

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0103