Hevitra momba an'i TARIKA TSINJO

Hiverina amin'ny TARIKA TSINJO Hampiditra hevitra
gasywave13 ( 03/04/2007 22:32)
Sali Ra JIMMY, Rà Rija Gasy(GASY WAVE) ihany ity e...

Milay leitsy lay revy fa tohizo a!...

veloma e !...
RINDRA ( 24/10/2002 22:26)
Ho fanampim-baovao mikasika ny tarika tsinjo,
efa namoaka ny rakin-kira laharana voalohany izy, mitondra ny lohateny hoe "HIFANKATIA" izay niarahana nanatotosa t@ "PRO-TOSIKA", ary efa nanao fampisehoana maro ihany koa. Raha te hifanerasera aminy ianareo dia azonareo atao ny mifanerasera sy mifanoratra aminy @ alalan'ireto adiresy ireto
032 02 016 23
0033619939008
tsinjo@hotmail.com
jimmytsinjo@hotmail.com
Manager:RASAMOELIMANANA Pierrot
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4397