You are here: home > Tononkira > Mpihira rehetra

TARIKA RINDRA

2687

Nampiditra : safidy.english
Tamin'ny : 15/10/2019 18:12:32

Mombamomba :
Niforona t@ 2014 ny tarika Rindra.
Tsy mivoy gadona manonkana izy fa mivelatra @ gadona rehetra.
Fito mandrafitra ny tarika dia ireto-:
Rindra (Mpitarika)
Nasandratra (feo voalohany)
Mamisoa (feo faharoa)
Finaritra (feo fahatelo).
Ny akoatr'izay Mpandrindra ny Zavamaneno.
Anisan'ny hirany nalaza indrindra ilay hoe "mitia mangina"

Lisitry ny hira

Hampiditra hira

Hametraka hevitra

Midira aloha