Hevitra momba an'i Tarika James

Hiverina amin'ny Tarika James Hampiditra hevitra
aimenhary ( 26/08/2014 07:05)
Sao mba misy afaka manome hevitra ny mety ahafahana mi-télécharger an'ilay hira hoe: "Tambatambazo" an'ny Tarika James nge azafady e! Ohatrany efa misy remix vaovao izay manko izy io.
niainalove ( 04/03/2014 09:47)
Izaho ry reto tena mila an'ilay hiran'ny tarika james - tambatambazo de izay mba manana an'iny version MP3 raha afaka mandefa azy @ty mail ity: fanjaniaina.nr@gmail.com svp ry retoan

Merci d'avance
rafangotsohana ( 05/10/2007 13:04)
mbola misy mpitendry hafa adinonao ry benfind â! Vaovao angamba ianao ka tsy naharaka fa mbola nisy an'ilay hoe Ra-Fredy koa tao, izay mpively "batterie", na koa "percussion", mbola nisy an'ilay manao sôlô iny koa, i Guy no anarany, sady mandimby an'i Saotra @ "basse" izy, rehefa sendra mihira i Saotra, tao koa Ra-Zida (Isidore), i Nirina, ilay mihira ny "tambatambazo" (original), i Emile, mpitendry valiha. Aza misy adino fa mba nandrafitra ny tarika tao daholo ireo e!! Mba te hanana ny adiresin-dry zalahy ireo aho, ka sao dia mba misy afaka mandefa @ izany eto @ "forum"? Okay.
Rafangotsohana.
benfid ( 28/10/2003 11:53)
Ireo hira hafan'ny tarika James :
- Ary ialahy
- Isika roalahy
- Manta-kisoka
benfid ( 28/10/2003 11:50)
Ireto ny hiran'ny tarika James :
- Doladola
- Zany ve dia mba tiako
- Ikala alahelo
- Tambatambazo
- Ikoto sy Marie
- Avereno amina
- Fitiavan-dry lerony
- Madama
- Tsy handry fotsy
- Ny fiainatsika roa
- Haody Madama
- Trimobe
- Dia ho paradisa
- Te hahita anao
- Fihetsiketsehana
benfid ( 28/10/2003 11:45)
Ramiandrisoa James Bruno na i Zhézhé no mitarika azy.
Ireo mpikambana ao aminy : Mbola, Zhézhé, Tôtô ( avy ao amin'ny tarika Ny Nanahary, rahalahin'i Zhézhé ihany ), Saotra, Radany ( mpitarika ny tarika Ny Jihy )
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1826