Hevitra momba an'i Tanora M.H.M.S

Hiverina amin'ny Tanora M.H.M.S Hampiditra hevitra
Harinjakafitiavana ( 19/03/2024 17:12)
Ny Tanora Mpianatra Hira Madinika Soatanàna izay afohezina amin'ny teny hoe Tanora M.H.M.S dia sampana tanora iray avy ao amin ny Toby Soatanana faritanin ny fianarantsoa.
Manao ny hiram pivavahana rehetra izay entina ho fiderana an Andriamanitra ary miangaly ny gadona zafindraony ranoray.
Harinjakafitiavana ( 19/03/2024 17:08)
Ny Tanora Mpianatra Hira Madinika Soatanàna izay afohezina hoe Tanora M.H.M.S dia sampana tanora iray avy ao amin'ny Toby Soatanana faritanin'ny fianarantsoa.
Manao ny hira "evengelique" ho fiderana an'Andriamanitra ary miangaly ny gadona zafindraony ranoray.
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1773