Tann Faya Zoky love 2.0

Hampiditra sary Nampiditra CarlMarX
10/01/2020 07:43
Hiran'i Tann Faya Zoky love 2.0 0 Jereo eto
Vangy : 462
Mpankafy : 0 Ankafizo
ZOKY LOVE 2.0 - TANN FAYA"

Hey, mba azafady re ra toa ka mangataka minitra fohy mba hoilazako anao!
Feno Love anao ny foko saingy tsy mahay maneho Fitia fa ity porofo ho Anao!
F' efa nofiko efa ela, efa ela ah' no naniry haneho anao oe tiko Ianao!
Ny hasambarana @ Fiainana toa zary lasa inoako refa miaina anilanao!
Tsikinao no afanàna, zay rehetra mampitsonika ilay masonao fahavaloko!
Anilanao le mahasalama ahy, ny Ftiavanao mba hatsaràna manaingo ny taniko!
Tsy hampanantena anao ny lanitra, fa 'zay mba kely ananako raha toa hoanao dia foiko!
Vo mba miratra ny maso, vo misokatra ny vavako ny anaranao no antsoiko!

Sady, enao mpitondra fakam-panahy,
Nefa sady Anjely kely mpiaro no mpanintsy ahy,
Mba miangavy aho mamelà ahy,
Hanokatra ny fonao ho tontolo mahasalama ahy!
Fa tsara noho ny torampasika ilay fialantsasatro mitondra aina vao enao Gyal,
Fa tsara enao Gyal! x2

Ref : Mila Love ...

Hum, satry hitia anao,
Tsy afaka ny hiala f' efa zatra anilanao!
Ye, Mpanjakavavy Ianao!
Fonosiko @le oe tiko Ianao,
Matoa za miteny, matoa za mitory Ftiavana dia Love-anao mahatonga ahy mijoro!
Tsy atakalo f' Ianao 'lay tokana mampitempo ilay foko!
Raha Ftiavana ny anaranao no atsoiko!

Fa, fa misy anao milamina!
Ra 'tsisy anao za fanina!
Hey, alaminox4 ah' Gyal!
Lavitra anao za manina!
Fa 'tsisy anao handamina!
Hey, alaminox4 ah' Gyal!

Ref : ...

Misy anao za vonona hiatrika 'izay hoavy!
Na ho fito lahy hoapiana fitovavy!
F' inuna mou izahay lehilahy ra 'tsisy vady?!
'Ty vazo tokana anolorako anao voady!

Ref : ...

Hevitra momba an'i Tann Faya Zoky love 2.0

Mbola tsisy nametraka hevitra

Hiran'i Tann Faya Zoky love 2.0 (0)

Mbola tsy nisy nampiditra hira

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0102